Genre not found
Artist not found
Album not found
Song not found

Avelo
Tarika Lyrics


We have lyrics for these tracks by Tarika:


Bonne Année Plus personne au bout du combiné Je parle avec mon ombre R…
Raitra Midobodoboka tsy mijanona ny foko Mierika ny masoko mitady …
Raitra (Big Island radio remix) Midobodoboka tsy mijanona ny foko, mierika ny masoko mitady …
Taraina Omeko anao ny vola Omeko anao ny harena ireo Omeko raha maro…


The lyrics are frequently found in the comments by searching or by filtering for lyric videos
Most interesting comments from YouTube:

@valisoarakotomanana

AVELO
Ref: Ooooooooooooooooo
Tsy renao ve
Tsy renao ve, ny hiran’ny avelo

1. Toa feo mitoreo, mitoreo alahelo
Mba reneso re, mba reneso re
Fa mitantara ireo nandray anjara tamin’ny fitiavan-tena
Nanakalo harena ity firenena.

2. Ireo olo-mody no atao fanafody
Mba reneso re, mba reneso re
Fa fampaherezana atao ho tetezana hitadiavana ny marina
Ny marina anefa dia tsy mety ho hita
Takotakonan’ny rafitra efa vita

3. Ny ranomaso nilatsaka, narahin-dranombavaka
Mba reneso re, mba reneso re
Fa ny maritiora rehetra , maty tsisy mpitsetra
Nankaiza ny nihafarany fa nivarina aman-tany

Masahia, masahia
Mangalatra ny taolako any
Mandoro tranon-drazako any
Fa ahy ny tany, ho avy aho
Hanangatra any, hampanonofy ratsy anao
Hampitomany, hanangatra aho (4)

Nalaina tamin'ny : https://www.reverbnation.com/tarikabé/song/1764220-avelo



@valisoarakotomanana

The whispering part would be like :

"Dare, dare to steal my bones,
to burn my ancestor's house
For, the land is mine
I will come, I will haunt,
I will give you nightmares
I will make you cry
I will haunt, I will haunt I will haunt"



All comments from YouTube:

@wilson392

Mozika malagasy, mozikan'ny tany, kanto tokoa sy feno fanahy. Raitra.

@deepbluehue3

Saw them live here in Austin , Tx .
Great show !

@randriarimalalaheryfifalia7376

2k22 in here

@SantatraRatolojanahary

misaotra TARIKA

@martinavl5433

Masahia mahasia mangalatra ny taolako any ..... mandrovitra ny razako any ho avy aho ....

@andriamiradoharinaivo1605

Ny fahazazàna 😉😉😉

@fidelerakotoarivololona678

mozika tena kanto

@wichardjerimisetra647

Milay

@rakotoarivelotiana5130

tsara be

@rabetsaraericalainomega9588

MBA mangataka tonony

More Comments

More Versions